# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka amin'ny vahoakan'Andriamanitra mahatoky Isaia. # taolanao hitsimoka Ny "taolana" dia manondro ny vatana manontolo ho ampahan'izany. # hitsimoka tahaka ny ahi-maitso Ny "ahi-maitso" dia maniry haingana sy be ary ampitahaina amin'ny harena sy ny herin'ny olon'Andriamanitra mahatoky. # Ho ampahafantarina an'ireo mpanompony ny tanan'i Yaveh Eto ny "tanana" dia manondro ny heriny. DH: "Hanambara ny heriny amin'ireo mpanompony Yaveh"