plt_tn/isa/66/04.md

8 lines
267 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka momba ny olona ratsy fanahy Yaveh.
# Nanao izay ratsy teo imasoko izy ireo
Eto ny hoe "imaso" dia manondro an'i Yaveh mihevitra ny fitondran-tenan'izy ireo. DH: "Nanao izay noheveriko ho ratsy izy ireo"