plt_tn/isa/66/04.md

267 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka momba ny olona ratsy fanahy Yaveh.

Nanao izay ratsy teo imasoko izy ireo

Eto ny hoe "imaso" dia manondro an'i Yaveh mihevitra ny fitondran-tenan'izy ireo. DH: "Nanao izay noheveriko ho ratsy izy ireo"