# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka momba ny olona ratsy fanahy Yaveh. # Nanao izay ratsy teo imasoko izy ireo Eto ny hoe "imaso" dia manondro an'i Yaveh mihevitra ny fitondran-tenan'izy ireo. DH: "Nanao izay noheveriko ho ratsy izy ireo"