plt_tn/isa/66/03.md

397 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miteny Yaveh.

Izay mamono...misaotra ny faharatsiana koa

Ireo fehezanteny efatra ireo dia samy manoritsoritra ny asan'ny olona ratsy fanahy amin'ny fomba samihafa avokoa ary samy midika zavatra iray ihany mba hanindriana.

Nisafidy ireo lalany manokana izy ireo

"Nisafidy ny hanao zava-dratsy izay mivily amin'ny lalan'i Yaveh izy ireo"