plt_tn/isa/66/03.md

12 lines
397 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miteny Yaveh.
# Izay mamono...misaotra ny faharatsiana koa
Ireo fehezanteny efatra ireo dia samy manoritsoritra ny asan'ny olona ratsy fanahy amin'ny fomba samihafa avokoa ary samy midika zavatra iray ihany mba hanindriana.
# Nisafidy ireo lalany manokana izy ireo
"Nisafidy ny hanao zava-dratsy izay mivily amin'ny lalan'i Yaveh izy ireo"