# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miteny Yaveh. # Izay mamono...misaotra ny faharatsiana koa Ireo fehezanteny efatra ireo dia samy manoritsoritra ny asan'ny olona ratsy fanahy amin'ny fomba samihafa avokoa ary samy midika zavatra iray ihany mba hanindriana. # Nisafidy ireo lalany manokana izy ireo "Nisafidy ny hanao zava-dratsy izay mivily amin'ny lalan'i Yaveh izy ireo"