plt_tn/isa/66/02.md

16 lines
413 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miteny Yaveh.
# Ny tanako no nanao ireo zavatra rehetra ireo
Ny "tanana" dia manondro ny hery sy fahefan'i Yaveh, fa tsy ny vatany akory.
# izany no fanambaran'i Yaveh
Adikao tahaka ny tao amin'ny 14:21 io.
# torotoro sy manenina am-panahy
Eto ny hoe "torotoro" sy "manenina" dia manondro ny olona izay tena manetri-tena sy izay mijaly nohon'ny finoany.