# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miteny Yaveh. # Ny tanako no nanao ireo zavatra rehetra ireo Ny "tanana" dia manondro ny hery sy fahefan'i Yaveh, fa tsy ny vatany akory. # izany no fanambaran'i Yaveh Adikao tahaka ny tao amin'ny 14:21 io. # torotoro sy manenina am-panahy Eto ny hoe "torotoro" sy "manenina" dia manondro ny olona izay tena manetri-tena sy izay mijaly nohon'ny finoany.