plt_tn/isa/66/02.md

413 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miteny Yaveh.

Ny tanako no nanao ireo zavatra rehetra ireo

Ny "tanana" dia manondro ny hery sy fahefan'i Yaveh, fa tsy ny vatany akory.

izany no fanambaran'i Yaveh

Adikao tahaka ny tao amin'ny 14:21 io.

torotoro sy manenina am-panahy

Eto ny hoe "torotoro" sy "manenina" dia manondro ny olona izay tena manetri-tena sy izay mijaly nohon'ny finoany.