plt_tn/isa/65/17.md

669 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miteny Yaveh.

Fa indro

"Diniho! Henoy!"

lanitra vaovao sy tany vaovao

Ireo dia halavirana izay manambara ny zavatra rehetra eo anelanelany.

ireo zavatra taloha dia tsy tsaroana na hampatsiahivina

Ireo fehezanteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany ary nakambana mba hanindriana. DH: "tsy hihevitra momba izay nitranga tany aloha akory aza ianareo"

Fa ho faly ianareo

Eto ny hoe "ianareo" dia manondro ireo mpanompon'Andriamanitra rehetra.

ny tomany sy ny tarainan'ny fahoriana dia tsy ho re ao aminy intsony

DH: "tsy misy olona handre ny tomany sy ny tarainan'ny fahoriana ao aminy intsony."