# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miteny Yaveh. # Fa indro "Diniho! Henoy!" # lanitra vaovao sy tany vaovao Ireo dia halavirana izay manambara ny zavatra rehetra eo anelanelany. # ireo zavatra taloha dia tsy tsaroana na hampatsiahivina Ireo fehezanteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany ary nakambana mba hanindriana. DH: "tsy hihevitra momba izay nitranga tany aloha akory aza ianareo" # Fa ho faly ianareo Eto ny hoe "ianareo" dia manondro ireo mpanompon'Andriamanitra rehetra. # ny tomany sy ny tarainan'ny fahoriana dia tsy ho re ao aminy intsony DH: "tsy misy olona handre ny tomany sy ny tarainan'ny fahoriana ao aminy intsony."