plt_tn/isa/65/17.md

24 lines
669 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miteny Yaveh.
# Fa indro
"Diniho! Henoy!"
# lanitra vaovao sy tany vaovao
Ireo dia halavirana izay manambara ny zavatra rehetra eo anelanelany.
# ireo zavatra taloha dia tsy tsaroana na hampatsiahivina
Ireo fehezanteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany ary nakambana mba hanindriana. DH: "tsy hihevitra momba izay nitranga tany aloha akory aza ianareo"
# Fa ho faly ianareo
Eto ny hoe "ianareo" dia manondro ireo mpanompon'Andriamanitra rehetra.
# ny tomany sy ny tarainan'ny fahoriana dia tsy ho re ao aminy intsony
DH: "tsy misy olona handre ny tomany sy ny tarainan'ny fahoriana ao aminy intsony."