plt_tn/isa/65/15.md

16 lines
555 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ireo izay any Israely izay nanompo sampy Yaveh.
# ho tahiako, ilay Andriamanitry ny fahamarinana
DH: "Izaho, ilay Andriamanitra izay miteny fahamarinana, dia hitahy azy"
# ho adinoina ireo loza taloha...hiafina
DH: "hanadino ireo loza taloha izy ireo, satria tsy ho ao an'eritreritro intsony ireo loza ireo"
# fa hiafina tsy ho hitan'ny masoko ireo
Ny hoe "hiafina tsy ho hitan'ny masoko" dia manambara ny saina sy eritreritr'i Yaveh. DH: "Tsy hihevitra momba ireo intsony aza Aho"