plt_tn/isa/65/15.md

555 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ireo izay any Israely izay nanompo sampy Yaveh.

ho tahiako, ilay Andriamanitry ny fahamarinana

DH: "Izaho, ilay Andriamanitra izay miteny fahamarinana, dia hitahy azy"

ho adinoina ireo loza taloha...hiafina

DH: "hanadino ireo loza taloha izy ireo, satria tsy ho ao an'eritreritro intsony ireo loza ireo"

fa hiafina tsy ho hitan'ny masoko ireo

Ny hoe "hiafina tsy ho hitan'ny masoko" dia manambara ny saina sy eritreritr'i Yaveh. DH: "Tsy hihevitra momba ireo intsony aza Aho"