# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ireo izay any Israely izay nanompo sampy Yaveh. # ho tahiako, ilay Andriamanitry ny fahamarinana DH: "Izaho, ilay Andriamanitra izay miteny fahamarinana, dia hitahy azy" # ho adinoina ireo loza taloha...hiafina DH: "hanadino ireo loza taloha izy ireo, satria tsy ho ao an'eritreritro intsony ireo loza ireo" # fa hiafina tsy ho hitan'ny masoko ireo Ny hoe "hiafina tsy ho hitan'ny masoko" dia manambara ny saina sy eritreritr'i Yaveh. DH: "Tsy hihevitra momba ireo intsony aza Aho"