plt_tn/isa/65/13.md

567 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ireo izay any Israely izay nanompo sampy Yaveh.

Indro, hihinana ny mpanompoko

"Diniho sy henoy" mamerina izany mba hanindriana Yaveh.

fa ianareo kosa hitomany nohon'ny fanaintainan'ny fo, ary hidradradradra nohon'ny fahatorotoroan'ny fanahy

Ireo fehezanteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany ary naverina mba hanindriana.

fahatorotoroan'ny fanahy

Io fiteny io dia mampitaha ny fahadisoam-panantenana tanteraka sy ny alahelo noho ny zavatra izay lasa simba noho ny tsindry tena mafy.