plt_tn/isa/65/13.md

16 lines
567 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ireo izay any Israely izay nanompo sampy Yaveh.
# Indro, hihinana ny mpanompoko
"Diniho sy henoy" mamerina izany mba hanindriana Yaveh.
# fa ianareo kosa hitomany nohon'ny fanaintainan'ny fo, ary hidradradradra nohon'ny fahatorotoroan'ny fanahy
Ireo fehezanteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany ary naverina mba hanindriana.
# fahatorotoroan'ny fanahy
Io fiteny io dia mampitaha ny fahadisoam-panantenana tanteraka sy ny alahelo noho ny zavatra izay lasa simba noho ny tsindry tena mafy.