# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ireo izay any Israely izay nanompo sampy Yaveh. # Indro, hihinana ny mpanompoko "Diniho sy henoy" mamerina izany mba hanindriana Yaveh. # fa ianareo kosa hitomany nohon'ny fanaintainan'ny fo, ary hidradradradra nohon'ny fahatorotoroan'ny fanahy Ireo fehezanteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany ary naverina mba hanindriana. # fahatorotoroan'ny fanahy Io fiteny io dia mampitaha ny fahadisoam-panantenana tanteraka sy ny alahelo noho ny zavatra izay lasa simba noho ny tsindry tena mafy.