plt_tn/isa/65/12.md

12 lines
455 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ireo izay any Israely izay nanompo sampy Yaveh.
# Handahatra anao ho an'ny sabatra
Ny "sabatra" dia manambara ireo fitaovam-piadiana izay hampiasain'i Yaveh mba hanasaziana ireo izay tsy mamaly ny antson'i Yaveh.
# fony niantso Aho, dia tsy namaly ianareo; fony niteny Aho, dia tsy nihaino ianareo
Ireo fehezanteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany ary naverina mba hanindriana.