# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ireo izay any Israely izay nanompo sampy Yaveh. # Handahatra anao ho an'ny sabatra Ny "sabatra" dia manambara ireo fitaovam-piadiana izay hampiasain'i Yaveh mba hanasaziana ireo izay tsy mamaly ny antson'i Yaveh. # fony niantso Aho, dia tsy namaly ianareo; fony niteny Aho, dia tsy nihaino ianareo Ireo fehezanteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany ary naverina mba hanindriana.