plt_tn/isa/65/12.md

455 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ireo izay any Israely izay nanompo sampy Yaveh.

Handahatra anao ho an'ny sabatra

Ny "sabatra" dia manambara ireo fitaovam-piadiana izay hampiasain'i Yaveh mba hanasaziana ireo izay tsy mamaly ny antson'i Yaveh.

fony niantso Aho, dia tsy namaly ianareo; fony niteny Aho, dia tsy nihaino ianareo

Ireo fehezanteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany ary naverina mba hanindriana.