plt_tn/isa/65/11.md

469 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miteny Yaveh.

tendrombohitro masina

Adikao tahaka ny tao amin'ny 11:8 io.

izay manomana latabatra...ary mameno divay voaharo ny fisotroana

Hitondra sakafo sy zava-pisotra ary hametraka izany eo anoloan'ireo sampy ny olona, anisan'ny fanompoan'izy ireo izany.

divay voaharo

divay niharo zava-manitra

Zara...Vintana

Ireo dia anaran'andriamani-tsy izy. Ireo ihany koa dia antsoina hoe "Gada" sy "Meny".