plt_tn/isa/65/11.md

20 lines
469 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miteny Yaveh.
# tendrombohitro masina
Adikao tahaka ny tao amin'ny 11:8 io.
# izay manomana latabatra...ary mameno divay voaharo ny fisotroana
Hitondra sakafo sy zava-pisotra ary hametraka izany eo anoloan'ireo sampy ny olona, anisan'ny fanompoan'izy ireo izany.
# divay voaharo
divay niharo zava-manitra
# Zara...Vintana
Ireo dia anaran'andriamani-tsy izy. Ireo ihany koa dia antsoina hoe "Gada" sy "Meny".