# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miteny Yaveh. # tendrombohitro masina Adikao tahaka ny tao amin'ny 11:8 io. # izay manomana latabatra...ary mameno divay voaharo ny fisotroana Hitondra sakafo sy zava-pisotra ary hametraka izany eo anoloan'ireo sampy ny olona, anisan'ny fanompoan'izy ireo izany. # divay voaharo divay niharo zava-manitra # Zara...Vintana Ireo dia anaran'andriamani-tsy izy. Ireo ihany koa dia antsoina hoe "Gada" sy "Meny".