plt_tn/isa/65/08.md

358 B

Tahaka ny ranom-boankazo hita ao amin'ny sampahom-boaloka

Mampitaha ny vahoakan'Israely amin'ny sampahom-boaloka izay mbola misy ranony tsara Yaveh.

ranom-boankazo hita ao amin'ny sampahom-boaloka

DH: "rehefa mahita ranom-boankazo ao amin'ny sampahom-boaloka ianao"

Tsy handringana azy rehetra Aho

DH: "Hiantra ny sasany aminareo izay marina Aho"