plt_tn/isa/65/08.md

12 lines
358 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Tahaka ny ranom-boankazo hita ao amin'ny sampahom-boaloka
Mampitaha ny vahoakan'Israely amin'ny sampahom-boaloka izay mbola misy ranony tsara Yaveh.
# ranom-boankazo hita ao amin'ny sampahom-boaloka
DH: "rehefa mahita ranom-boankazo ao amin'ny sampahom-boaloka ianao"
# Tsy handringana azy rehetra Aho
DH: "Hiantra ny sasany aminareo izay marina Aho"