# Tahaka ny ranom-boankazo hita ao amin'ny sampahom-boaloka Mampitaha ny vahoakan'Israely amin'ny sampahom-boaloka izay mbola misy ranony tsara Yaveh. # ranom-boankazo hita ao amin'ny sampahom-boaloka DH: "rehefa mahita ranom-boankazo ao amin'ny sampahom-boaloka ianao" # Tsy handringana azy rehetra Aho DH: "Hiantra ny sasany aminareo izay marina Aho"