plt_tn/isa/65/05.md

12 lines
409 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka momba ny vahoakan'Israely Yaveh.
# Ireo zavatra ireo dia teo am-bavoroko
Mampitaha ireo vahoaka izay mbola manakorontana Azy amin'ny setroka izay manentsina ny fihainan'ny olona Yaveh.
# afo izay mandoro mandritra ny tontolo andro izany
Mampitaha ny vahoakan'Israely amin'ny afo misoka mora izay mamoaka setroka sady manempotra hatrany Yaveh.