plt_tn/isa/65/05.md

409 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka momba ny vahoakan'Israely Yaveh.

Ireo zavatra ireo dia teo am-bavoroko

Mampitaha ireo vahoaka izay mbola manakorontana Azy amin'ny setroka izay manentsina ny fihainan'ny olona Yaveh.

afo izay mandoro mandritra ny tontolo andro izany

Mampitaha ny vahoakan'Israely amin'ny afo misoka mora izay mamoaka setroka sady manempotra hatrany Yaveh.