# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka momba ny vahoakan'Israely Yaveh. # Ireo zavatra ireo dia teo am-bavoroko Mampitaha ireo vahoaka izay mbola manakorontana Azy amin'ny setroka izay manentsina ny fihainan'ny olona Yaveh. # afo izay mandoro mandritra ny tontolo andro izany Mampitaha ny vahoakan'Israely amin'ny afo misoka mora izay mamoaka setroka sady manempotra hatrany Yaveh.