plt_tn/isa/65/01.md

315 B

Efa vonona...Aho

Eto ny hoe "Izaho" dia manondro an'i Yaveh.

Efa namelatra ny tanako tontolo andro tamin'ny vahoaka mafy hatoka Aho

Ny hoe "namelatra ny tanako" dia fihetsiky ny olona mba hanehoana fitalahoana na fangatahana mafy. DH: "Mbola nanohy nitalaho ny olona mafy loha mba handray ny famonjeko Aho."