plt_tn/isa/65/01.md

8 lines
315 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Efa vonona...Aho
Eto ny hoe "Izaho" dia manondro an'i Yaveh.
# Efa namelatra ny tanako tontolo andro tamin'ny vahoaka mafy hatoka Aho
Ny hoe "namelatra ny tanako" dia fihetsiky ny olona mba hanehoana fitalahoana na fangatahana mafy. DH: "Mbola nanohy nitalaho ny olona mafy loha mba handray ny famonjeko Aho."