# Efa vonona...Aho Eto ny hoe "Izaho" dia manondro an'i Yaveh. # Efa namelatra ny tanako tontolo andro tamin'ny vahoaka mafy hatoka Aho Ny hoe "namelatra ny tanako" dia fihetsiky ny olona mba hanehoana fitalahoana na fangatahana mafy. DH: "Mbola nanohy nitalaho ny olona mafy loha mba handray ny famonjeko Aho."