plt_tn/isa/64/08.md

392 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'i Yaveh ny vahoakan'Israely.

izahay no tanimanga. Ianao no mpamolavola anay; ary izahay rehetra no asan'ny tananao

Midika izany fa nahary ny vahoakan'Israely Andriamanitra.

mahatsiaro

Io dia manondro ny hoe mahatadidy ny lasa.

jereo izahay rehetra

Mangataka an'i Yaveh mba hijery ny tranga mahazo azy ireo Isaia.