plt_tn/isa/64/08.md

16 lines
392 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'i Yaveh ny vahoakan'Israely.
# izahay no tanimanga. Ianao no mpamolavola anay; ary izahay rehetra no asan'ny tananao
Midika izany fa nahary ny vahoakan'Israely Andriamanitra.
# mahatsiaro
Io dia manondro ny hoe mahatadidy ny lasa.
# jereo izahay rehetra
Mangataka an'i Yaveh mba hijery ny tranga mahazo azy ireo Isaia.