# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'i Yaveh ny vahoakan'Israely. # izahay no tanimanga. Ianao no mpamolavola anay; ary izahay rehetra no asan'ny tananao Midika izany fa nahary ny vahoakan'Israely Andriamanitra. # mahatsiaro Io dia manondro ny hoe mahatadidy ny lasa. # jereo izahay rehetra Mangataka an'i Yaveh mba hijery ny tranga mahazo azy ireo Isaia.