plt_tn/isa/64/06.md

947 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'i Yaveh ny vahoakan'Israely.

ireo asam-pahamarinanay rehetra dia tahaka ny ravin-damban'ny fadim-bolana

Ny "ravin-damban'ny fadim-bolana" dia lamba izay ampiasain'ny vehivavy mandritra ny fotoana anatin'ny volana rehefa mandeha rà ny tranon-janany. Io dia midika fa tsy nankasitrahan'Andriamanitra avokoa ny andran'izy ireo. Io fehezanteny io dia natao mba hanafintohina.

Malazo tahaka ny ravina avokoa izahay

Mampitaha ny vahoakan'Israely amin'ny ravina izay maina rehefa maty Isaia.

ireo helokay dia mitondra anay lavitra, tahaka ny rivotra

Midika izany fa ny fahotan'izy ireo, amin'ny maha-fiarahamonina, no anton'ny tsy fahombiazan'izy ireo. Mampitaha ny heloka amin'ny rivotra sy ny herin'ny sazy mangirifirin'i Yaveh izay nahazo azy ireo Isaia.

nanafina ny tavanao taminay Ianao

Midika izany fa namela ny vahoakany ary namela azy ireo hijaly Andriamanitra.