plt_tn/isa/63/14.md

506 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miteny ny vahoakan'Israely.

Toy ny biby fiompy izay midina any an-dohasaha...fitsaharana

Io sarinteny io dia maka sary ny biby fiompy mandeha mankany an-dohasaha izay misy ahi-maitso sy rano ary manindry fa nitarika ny vahoakan'Israely sy nikarakara azy ireo Andriamanitra.

mba hanaovana anarana fiderana ho Anao

Eto ny "anarana fiderana" dia manondro ny voninahitra sy ny lazan'olona. DH: "mba hanomezana antoka fa manan-daza azo antoka ianao"