plt_tn/isa/63/14.md

12 lines
506 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miteny ny vahoakan'Israely.
# Toy ny biby fiompy izay midina any an-dohasaha...fitsaharana
Io sarinteny io dia maka sary ny biby fiompy mandeha mankany an-dohasaha izay misy ahi-maitso sy rano ary manindry fa nitarika ny vahoakan'Israely sy nikarakara azy ireo Andriamanitra.
# mba hanaovana anarana fiderana ho Anao
Eto ny "anarana fiderana" dia manondro ny voninahitra sy ny lazan'olona. DH: "mba hanomezana antoka fa manan-daza azo antoka ianao"