# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miteny ny vahoakan'Israely. # Toy ny biby fiompy izay midina any an-dohasaha...fitsaharana Io sarinteny io dia maka sary ny biby fiompy mandeha mankany an-dohasaha izay misy ahi-maitso sy rano ary manindry fa nitarika ny vahoakan'Israely sy nikarakara azy ireo Andriamanitra. # mba hanaovana anarana fiderana ho Anao Eto ny "anarana fiderana" dia manondro ny voninahitra sy ny lazan'olona. DH: "mba hanomezana antoka fa manan-daza azo antoka ianao"