plt_tn/isa/61/08.md

405 B

Ho fantatra eo amin'ireo firenena ny taranak'izy ireo, ary eo amin'ireo vahoaka ny zanak'izy ireo

Ireo fehezanteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany. DH: "Ny olona avy amin'ireo firenena hafa dia hahafantatra ny taranak'izy ireo"

eo amin'ireo vahoaka ny zanak'izy ireo

Io fehezanteny io dia iharan'ny matoanteny toy ny teo aloha ihany. DH: "ho fantatra eo amin'ireo vahoaka ny zanak'izy ireo"