plt_tn/isa/61/08.md

8 lines
405 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ho fantatra eo amin'ireo firenena ny taranak'izy ireo, ary eo amin'ireo vahoaka ny zanak'izy ireo
Ireo fehezanteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany. DH: "Ny olona avy amin'ireo firenena hafa dia hahafantatra ny taranak'izy ireo"
# eo amin'ireo vahoaka ny zanak'izy ireo
Io fehezanteny io dia iharan'ny matoanteny toy ny teo aloha ihany. DH: "ho fantatra eo amin'ireo vahoaka ny zanak'izy ireo"