# Ho fantatra eo amin'ireo firenena ny taranak'izy ireo, ary eo amin'ireo vahoaka ny zanak'izy ireo Ireo fehezanteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany. DH: "Ny olona avy amin'ireo firenena hafa dia hahafantatra ny taranak'izy ireo" # eo amin'ireo vahoaka ny zanak'izy ireo Io fehezanteny io dia iharan'ny matoanteny toy ny teo aloha ihany. DH: "ho fantatra eo amin'ireo vahoaka ny zanak'izy ireo"