plt_tn/isa/61/03.md

666 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miteny Isaia.

mba hanome...mba hanome

Mamerina ireo Isaia mba hanindriana.

hamama

"saron-doha" na "saron-doha tsara tarehy." Io dia tapa-damba lava izay nivalona nanodidina ny loha.

diloilom-pifaliana...lamba fiderana

Mihosotra menaka ny olona ary miakanjo tsara, akanjo lava mandritra ny fotoam-pankalazana sy fifaliana.

ho solon'ny faharerahan'ny fanahy

"ho solon'ny alahelo" na "ho solon'ny fisaonana"

hazon'ny fahamarinana, ilay nambolen'i Yaveh

Io dia midika fa nahatonga ny olona hahery sy hatanjaka Yaveh.

mba homem-boninahitra Izy

DH: "mba hanome voninahitra Azy ny fiainan'olona"