plt_tn/isa/61/03.md

28 lines
666 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miteny Isaia.
# mba hanome...mba hanome
Mamerina ireo Isaia mba hanindriana.
# hamama
"saron-doha" na "saron-doha tsara tarehy." Io dia tapa-damba lava izay nivalona nanodidina ny loha.
# diloilom-pifaliana...lamba fiderana
Mihosotra menaka ny olona ary miakanjo tsara, akanjo lava mandritra ny fotoam-pankalazana sy fifaliana.
# ho solon'ny faharerahan'ny fanahy
"ho solon'ny alahelo" na "ho solon'ny fisaonana"
# hazon'ny fahamarinana, ilay nambolen'i Yaveh
Io dia midika fa nahatonga ny olona hahery sy hatanjaka Yaveh.
# mba homem-boninahitra Izy
DH: "mba hanome voninahitra Azy ny fiainan'olona"