# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miteny Isaia. # mba hanome...mba hanome Mamerina ireo Isaia mba hanindriana. # hamama "saron-doha" na "saron-doha tsara tarehy." Io dia tapa-damba lava izay nivalona nanodidina ny loha. # diloilom-pifaliana...lamba fiderana Mihosotra menaka ny olona ary miakanjo tsara, akanjo lava mandritra ny fotoam-pankalazana sy fifaliana. # ho solon'ny faharerahan'ny fanahy "ho solon'ny alahelo" na "ho solon'ny fisaonana" # hazon'ny fahamarinana, ilay nambolen'i Yaveh Io dia midika fa nahatonga ny olona hahery sy hatanjaka Yaveh. # mba homem-boninahitra Izy DH: "mba hanome voninahitra Azy ny fiainan'olona"