plt_tn/isa/61/02.md

362 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miteny Isaia.

ny taona fankasitrahan'i Yaveh, ny andron'ny valifaty

Ireo andianteny roa ireo dia samy manondro ny halavan'ny fotoana. Ny "taona" sy ny "andro" dia samy ohatra izay manambara ny halehibe.

ny taona fankasitrahan'i Yaveh

"fotoana izay hahatsara fanahy an'i Yaveh amin'ny vahoakany" (UDB)