plt_tn/isa/61/02.md

12 lines
362 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miteny Isaia.
# ny taona fankasitrahan'i Yaveh, ny andron'ny valifaty
Ireo andianteny roa ireo dia samy manondro ny halavan'ny fotoana. Ny "taona" sy ny "andro" dia samy ohatra izay manambara ny halehibe.
# ny taona fankasitrahan'i Yaveh
"fotoana izay hahatsara fanahy an'i Yaveh amin'ny vahoakany" (UDB)