# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miteny Isaia. # ny taona fankasitrahan'i Yaveh, ny andron'ny valifaty Ireo andianteny roa ireo dia samy manondro ny halavan'ny fotoana. Ny "taona" sy ny "andro" dia samy ohatra izay manambara ny halehibe. # ny taona fankasitrahan'i Yaveh "fotoana izay hahatsara fanahy an'i Yaveh amin'ny vahoakany" (UDB)